Estera
Fidirana haingana amin’ny toko iray :
1
2
3
4
5
6
7
8
9
10
Toko 10
- 1Ary Ahasoerosy mpanjaka nampandoa hetra ny tany sy ny nosin-dranomasina.
- 2Ary izay rehetra nataony araka ny fahefany sy ny heriny mbamin’ny filazana ny fahalehibiazan’i Mordekay, araka izay nanandratan’ny mpanjaka azy, tsy efa voasoratra ao amin’ny bokin’ny tantaran’ny mpanjakan’i Media sy Persia va izany?
- 3Fa Mordekay Jiosy no nanarakaraka an’i Ahasoerosy mpanjaka sady nalaza tamin’ny Jiosy ka nankasitrahan’ny rahalahiny maro, satria nitady hihasoa ny fireneny izy sady nilaza fiadanana tamin’ny olona rehetra iray firazanana aminy.
Safidio ny BOKY avy amin’ny karazan-tsafidy ary lazao tsy voatery resahina ny TOKO sy ny ANDININY
Toute reproduction, même partielle, est interdite. Les droits d’auteur concernent la traduction, l’apparence et les fonctionnalités du site.